Eksodosy 29:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Dia alaivo eny an-tanan’izy ireo izany ka dory eo ambony alitara, eo ambonin’ilay fanatitra dorana, mba ho hanitra mahafinaritra* an’i Jehovah. Fanatitra atao anaty afo ho an’i Jehovah izany.
25 Dia alaivo eny an-tanan’izy ireo izany ka dory eo ambony alitara, eo ambonin’ilay fanatitra dorana, mba ho hanitra mahafinaritra* an’i Jehovah. Fanatitra atao anaty afo ho an’i Jehovah izany.