Eksodosy 29:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 “Alaivo avy eo ny tratran’ilay ondrilahy, izay atao sorona rehefa hanendry an’i Arona ho mpisorona.+ Dia ahetsiketseho ho fanatitra ahetsiketsika eo anatrehan’i Jehovah ilay izy, ary iny no ho anjaranao.
26 “Alaivo avy eo ny tratran’ilay ondrilahy, izay atao sorona rehefa hanendry an’i Arona ho mpisorona.+ Dia ahetsiketseho ho fanatitra ahetsiketsika eo anatrehan’i Jehovah ilay izy, ary iny no ho anjaranao.