Eksodosy 29:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 “Izany no hataonao amin’i Arona sy ny zanany, araka ny didy rehetra nomeko anao. Haharitra fito andro ny fanendrenao azy ireo ho mpisorona.*+ Eksodosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 29:35 Fandalinana, Boky 2,
35 “Izany no hataonao amin’i Arona sy ny zanany, araka ny didy rehetra nomeko anao. Haharitra fito andro ny fanendrenao azy ireo ho mpisorona.*+