Eksodosy 29:44 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 44 Dia hohamasiniko ny tranolay fihaonana sy ny alitara. Ary hohamasiniko i Arona sy ireo zanany lahy+ mba hanaovany ny asan’ny mpisorona eo anatrehako.
44 Dia hohamasiniko ny tranolay fihaonana sy ny alitara. Ary hohamasiniko i Arona sy ireo zanany lahy+ mba hanaovany ny asan’ny mpisorona eo anatrehako.