Eksodosy 30:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ho efamira ilay izy, ka iray hakiho* ny lavany, iray hakiho ny sakany, ary roa hakiho ny haavony. Ary tokony ho hazo iray tsy tapatapahina no hanaovana an’ilay alitara sy ireo tandrony.+ Eksodosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 30:2 Fandalinana, Boky 1,
2 Ho efamira ilay izy, ka iray hakiho* ny lavany, iray hakiho ny sakany, ary roa hakiho ny haavony. Ary tokony ho hazo iray tsy tapatapahina no hanaovana an’ilay alitara sy ireo tandrony.+