Eksodosy 30:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Petaho takela-bolamena tsy misy fangarony ilay alitara, dia ny tampony sy ny lafiny rehetra manodidina ary ny tandrony. Ary asio sisiny* volamena manodidina ny tampony.
3 Petaho takela-bolamena tsy misy fangarony ilay alitara, dia ny tampony sy ny lafiny rehetra manodidina ary ny tandrony. Ary asio sisiny* volamena manodidina ny tampony.