Eksodosy 30:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Manamboara koa tahony boribory volamena roa, dia asio roa avy, eo ambanin’ny sisin’ny* andaniny roa amin’ny alitara. Ireo no hitsofohan’ny bao hilanjana azy.
4 Manamboara koa tahony boribory volamena roa, dia asio roa avy, eo ambanin’ny sisin’ny* andaniny roa amin’ny alitara. Ireo no hitsofohan’ny bao hilanjana azy.