Eksodosy 30:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Tsy hanome mihoatra ny antsasaka sekely* ny mpanankarena, ary tsy hanome latsaka izany ny mahantra, rehefa manao fanomezana ho an’i Jehovah mba handrakofana ny fahotany ka hanavotana ny ainy.
15 Tsy hanome mihoatra ny antsasaka sekely* ny mpanankarena, ary tsy hanome latsaka izany ny mahantra, rehefa manao fanomezana ho an’i Jehovah mba handrakofana ny fahotany ka hanavotana ny ainy.