Eksodosy 30:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Tsy maintsy manasa ny tanany sy ny tongony izy ireo mba tsy ho faty. Izany no ho fitsipika mandrakizay ho azy ireo, izany hoe ho azy sy ny zanany, hatramin’ny taranany fara aman-dimby.”+
21 Tsy maintsy manasa ny tanany sy ny tongony izy ireo mba tsy ho faty. Izany no ho fitsipika mandrakizay ho azy ireo, izany hoe ho azy sy ny zanany, hatramin’ny taranany fara aman-dimby.”+