-
Eksodosy 30:23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 “Aorian’izay, dia makà an’ireto zava-manitra tsara indrindra ireto: Miora efa mivaingana milanja 500 sekely, sy kanelina antsasak’izany, izany hoe 250 sekely, sy harefo mani-pofona milanja 250 sekely,
-