Eksodosy 30:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Dia hamasino ireo mba ho tena masina.+ Tokony ho masina izay olona mikasika an’ireo.+