Eksodosy 30:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Aza manao emboka manitra amin’ireo zava-manitra ireo mba hampiasainareo ho anareo.+ Tokony hihevitra azy io ho zava-masina amin’i Jehovah ianareo.
37 Aza manao emboka manitra amin’ireo zava-manitra ireo mba hampiasainareo ho anareo.+ Tokony hihevitra azy io ho zava-masina amin’i Jehovah ianareo.