Eksodosy 32:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Dia noraisin’i Arona avy teny amin’izy ireo ny volamena, ary namboariny tamin’ny fandraka ka nanaovany sarivongana* zanak’omby.+ Ary hoy ny vahoaka: “Ry Israely ô! Io ny Andriamanitrao izay nitondra anao niakatra avy tany Ejipta.”+ Eksodosy Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 32:4 lff lesona 44 Eksodosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 32:4 Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!, lesona 44 Fandalinana, Fandalinana, Boky 2,
4 Dia noraisin’i Arona avy teny amin’izy ireo ny volamena, ary namboariny tamin’ny fandraka ka nanaovany sarivongana* zanak’omby.+ Ary hoy ny vahoaka: “Ry Israely ô! Io ny Andriamanitrao izay nitondra anao niakatra avy tany Ejipta.”+