Eksodosy 32:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Koa nifoha maraina izy ireo ny ampitson’iny, ary nanolotra fanatitra dorana sy sorona iombonana. Dia nipetraka hihinana sy hisotro ny vahoaka avy eo. Taorian’izay dia nitsangana izy ireo mba hanao fety.+ Eksodosy Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 32:6 w95 1/3 16 Eksodosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 32:6 Fandalinana, Boky 1, Ny Tilikambo Fiambenana,1/3/1995, p. 16
6 Koa nifoha maraina izy ireo ny ampitson’iny, ary nanolotra fanatitra dorana sy sorona iombonana. Dia nipetraka hihinana sy hisotro ny vahoaka avy eo. Taorian’izay dia nitsangana izy ireo mba hanao fety.+