-
Eksodosy 32:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Hoy anefa i Mosesy:
“Tsy hiran’olona nahazo fandresena izany,
Na hiran’olona mitaraindraina fa resy.
Karazan-kira hafa mihitsy izany henoko izany.”
-