Eksodosy 32:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Nalainy koa ilay zanak’omby nataon’izy ireo, ka nodorany sy notorotoroiny ho lasa vovoka.+ Dia nafafiny teny amin’ny rano izany, ka nampisotroiny an’ireo Israelita.+ Eksodosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 32:20 Fandalinana, Boky 2,
20 Nalainy koa ilay zanak’omby nataon’izy ireo, ka nodorany sy notorotoroiny ho lasa vovoka.+ Dia nafafiny teny amin’ny rano izany, ka nampisotroiny an’ireo Israelita.+