Eksodosy 32:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Koa nilaza tamiko ry zareo hoe: ‘Manamboara andriamanitra ho antsika hitarika antsika, fa tsy fantatra mihitsy izay nanjo an’ilay Mosesy nitondra antsika niakatra avy tany Ejipta iny.’+
23 Koa nilaza tamiko ry zareo hoe: ‘Manamboara andriamanitra ho antsika hitarika antsika, fa tsy fantatra mihitsy izay nanjo an’ilay Mosesy nitondra antsika niakatra avy tany Ejipta iny.’+