-
Eksodosy 32:25Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
25 Hitan’i Mosesy fa nanaram-po tanteraka ny vahoaka, satria efa navelan’i Arona hanaram-po tanteraka, ka nanala baraka tena teo imason’ny fahavalony.
-