Eksodosy 32:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Dia hoy i Mosesy: “Atokano ho an’i Jehovah ny tenanareo* anio, satria samy nanohitra ny zanakareo sy ny rahalahinareo avy ianareo.+ Koa hanome fitahiana ho anareo Andriamanitra anio.”+
29 Dia hoy i Mosesy: “Atokano ho an’i Jehovah ny tenanareo* anio, satria samy nanohitra ny zanakareo sy ny rahalahinareo avy ianareo.+ Koa hanome fitahiana ho anareo Andriamanitra anio.”+