Eksodosy 32:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Dia niverina nankany amin’i Jehovah i Mosesy, ka niteny hoe: “Tena nanao fahotana lehibe ny vahoaka! Nanamboatra andriamanitra volamena ho azy ry zareo!+
31 Dia niverina nankany amin’i Jehovah i Mosesy, ka niteny hoe: “Tena nanao fahotana lehibe ny vahoaka! Nanamboatra andriamanitra volamena ho azy ry zareo!+