Eksodosy 33:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Miakara any amin’ny tany tondra-dronono sy tantely.+ Tsy handeha hiaraka aminareo anefa aho satria vahoaka mafy loha* ianareo,+ ka sao dia handringana anareo eny an-dalana aho.”+
3 Miakara any amin’ny tany tondra-dronono sy tantely.+ Tsy handeha hiaraka aminareo anefa aho satria vahoaka mafy loha* ianareo,+ ka sao dia handringana anareo eny an-dalana aho.”+