5 Hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Teneno ny Israelita hoe: ‘Vahoaka mafy loha ianareo!+ Azoko atao ny mankeny amin’izay misy anareo ka mandringana anareo, ao anatin’ny indray mipy maso monja.+ Koa aza mihaingo aloha ianareo, fa mbola mandinika an’izay hataoko aminareo aho.’”