-
Eksodosy 33:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Raha vao nankeny amin’ilay tranolay i Mosesy, dia nitsangana daholo ny olona ary nankeo amin’ny fidirana amin’ny tranolainy avy. Ary tany aminy foana ny mason’izy ireo, mandra-piditr’i Mosesy tao amin’ilay tranolay.
-