Eksodosy 33:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Vao tafiditra tao amin’ilay tranolay i Mosesy, dia nidina ny andry rahona+ ka nijanona teo amin’ny fidirana amin’ilay tranolay raha mbola niresaka tamin’i Mosesy Andriamanitra.+ Eksodosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 33:9 Fandalinana, Boky 2,
9 Vao tafiditra tao amin’ilay tranolay i Mosesy, dia nidina ny andry rahona+ ka nijanona teo amin’ny fidirana amin’ilay tranolay raha mbola niresaka tamin’i Mosesy Andriamanitra.+