-
Eksodosy 33:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Rehefa hitan’ny rehetra hoe nijanona teo amin’ny fidirana amin’ilay tranolay ny andry rahona, dia samy niankohoka teo amin’ny fidirana amin’ny tranolainy avy izy ireo.
-