Eksodosy 33:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Niresaka nifanatrika tamin’i Mosesy i Jehovah,+ hoatran’ny olona roa mifampiresaka. Rehefa niverina nankany an-toby i Mosesy, dia tsy niala tao amin’ilay tranolay i Josoa+ zanak’i Nona. Mpanompon’i Mosesy izy io sady mpanampy azy.+ Eksodosy Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 33:11 ijwbq lahatsoratra 83; w04 15/3 27; w02 1/12 10; w97 1/10 4-5; w90 1/8 30 Eksodosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 33:11 Valin’ireo Fanontaniana Ara-baiboly, lahatsoratra 83 Fandalinana, Boky 2, Ny Tilikambo Fiambenana,15/3/2004, p. 271/12/2002, p. 101/10/1997, p. 4-51/8/1990, p. 3015/8/1988, p. 22-23
11 Niresaka nifanatrika tamin’i Mosesy i Jehovah,+ hoatran’ny olona roa mifampiresaka. Rehefa niverina nankany an-toby i Mosesy, dia tsy niala tao amin’ilay tranolay i Josoa+ zanak’i Nona. Mpanompon’i Mosesy izy io sady mpanampy azy.+
33:11 Valin’ireo Fanontaniana Ara-baiboly, lahatsoratra 83 Fandalinana, Boky 2, Ny Tilikambo Fiambenana,15/3/2004, p. 271/12/2002, p. 101/10/1997, p. 4-51/8/1990, p. 3015/8/1988, p. 22-23