Eksodosy 33:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Dia hoy i Mosesy tamin’i Jehovah: “Ianao miteny amiko hoe: ‘Ento miakatra ity vahoaka ity’, nefa tsy nampahafantarinao ahy hoe iza no hirahinao hiaraka amiko. Niteny koa ianao hoe: ‘Fantatro tsara ianao* sady ankasitrahako.’ Eksodosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 33:12 Fandalinana, Boky 1,
12 Dia hoy i Mosesy tamin’i Jehovah: “Ianao miteny amiko hoe: ‘Ento miakatra ity vahoaka ity’, nefa tsy nampahafantarinao ahy hoe iza no hirahinao hiaraka amiko. Niteny koa ianao hoe: ‘Fantatro tsara ianao* sady ankasitrahako.’