Eksodosy 34:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Miomàna ho amin’ny rahampitso maraina. Hiakatra ho any amin’ny Tendrombohitra Sinay mantsy ianao amin’ny maraina, dia hijanona eo anatrehako eo an-tampon’ilay tendrombohitra.+
2 Miomàna ho amin’ny rahampitso maraina. Hiakatra ho any amin’ny Tendrombohitra Sinay mantsy ianao amin’ny maraina, dia hijanona eo anatrehako eo an-tampon’ilay tendrombohitra.+