Eksodosy 34:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tsy misy mahazo miara-miakatra aminao anefa. Tsy tokony hisy olon-kafa ho hita mihitsy na aiza na aiza eo amin’ilay tendrombohitra. Na ny andian’ondry sy ny andian’omby aza tsy tokony hiraoka ahitra eo anoloan’io tendrombohitra io.”+
3 Tsy misy mahazo miara-miakatra aminao anefa. Tsy tokony hisy olon-kafa ho hita mihitsy na aiza na aiza eo amin’ilay tendrombohitra. Na ny andian’ondry sy ny andian’omby aza tsy tokony hiraoka ahitra eo anoloan’io tendrombohitra io.”+