-
Eksodosy 34:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Koa nanamboatra takela-bato roa nitovy tamin’ireo voalohany i Mosesy. Ary nifoha maraina izy, ka niakatra tany amin’ny Tendrombohitra Sinay, araka ny didy nomen’i Jehovah azy. Ary nentiny teny an-tanany ny takela-bato roa.
-