Eksodosy 34:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Tandremo sao manao fifanekena amin’ny mponina ao amin’ilay tany halehanareo,+ fa ho voafandrika ianareo raha manao an’izany.+ Eksodosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 34:12 Fandalinana, Boky 1,
12 Tandremo sao manao fifanekena amin’ny mponina ao amin’ilay tany halehanareo,+ fa ho voafandrika ianareo raha manao an’izany.+