Eksodosy 34:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Tandremo sao manao fifanekena amin’ny mponina ao amin’ilay tany. Rehefa manompo an’ireo* andriamaniny sy manao sorona ho an’ny andriamaniny mantsy izy ireo,+ dia hisy hanasa anao, ka hihinana amin’ny sorona ataony ianao.+ Eksodosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 34:15 Fandalinana, Boky 1,
15 Tandremo sao manao fifanekena amin’ny mponina ao amin’ilay tany. Rehefa manompo an’ireo* andriamaniny sy manao sorona ho an’ny andriamaniny mantsy izy ireo,+ dia hisy hanasa anao, ka hihinana amin’ny sorona ataony ianao.+