Eksodosy 34:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 “Enina andro no hiasanao, fa hitsahatra* kosa ianao amin’ny andro fahafito.+ Hitsahatra amin’ny asanao ianao, na amin’ny fotoana iasana ny tany na amin’ny fotoam-pijinjana. Eksodosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 34:21 Fandalinana, Boky 1,
21 “Enina andro no hiasanao, fa hitsahatra* kosa ianao amin’ny andro fahafito.+ Hitsahatra amin’ny asanao ianao, na amin’ny fotoana iasana ny tany na amin’ny fotoam-pijinjana.