Eksodosy 34:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Fa horoahiko tsy ho eo anatrehanao ireo firenena,+ ary hohalehibeaziko ny faritry ny taninao. Ary tsy hisy olona hitsiriritra ny taninao, rehefa miakatra mba hahita ny tarehin’i Jehovah Andriamanitrao intelo isan-taona ianao. Eksodosy Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 34:24 w98 1/9 20 Eksodosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 34:24 Fandalinana, Boky 1, Ny Tilikambo Fiambenana,1/9/1998, p. 20
24 Fa horoahiko tsy ho eo anatrehanao ireo firenena,+ ary hohalehibeaziko ny faritry ny taninao. Ary tsy hisy olona hitsiriritra ny taninao, rehefa miakatra mba hahita ny tarehin’i Jehovah Andriamanitrao intelo isan-taona ianao.