Eksodosy 34:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Dia nijanona tany niaraka tamin’i Jehovah 40 andro sy 40 alina izy, ary tsy nisakafo na nisotro rano.+ Ary nosoratany teo amin’ireo takela-bato ny teny tao amin’ilay fifanekena, izany hoe ny Didy Folo.*+ Eksodosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 34:28 Fandalinana, Boky 1, Fandalinana, Boky 2,
28 Dia nijanona tany niaraka tamin’i Jehovah 40 andro sy 40 alina izy, ary tsy nisakafo na nisotro rano.+ Ary nosoratany teo amin’ireo takela-bato ny teny tao amin’ilay fifanekena, izany hoe ny Didy Folo.*+