Eksodosy 34:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Avy eo dia nanatona azy ny Israelita rehetra. Ary nomeny azy ireo ny didy rehetra nomen’i Jehovah azy tany amin’ny Tendrombohitra Sinay.+
32 Avy eo dia nanatona azy ny Israelita rehetra. Ary nomeny azy ireo ny didy rehetra nomen’i Jehovah azy tany amin’ny Tendrombohitra Sinay.+