Eksodosy 35:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Enina andro no azo iasana, fa ny andro fahafito kosa ho masina aminareo. Sabata fitsaharana tanteraka natokana ho an’i Jehovah izy io,+ ka hovonoina ho faty izay miasa amin’io andro io.+
2 Enina andro no azo iasana, fa ny andro fahafito kosa ho masina aminareo. Sabata fitsaharana tanteraka natokana ho an’i Jehovah izy io,+ ka hovonoina ho faty izay miasa amin’io andro io.+