Eksodosy 35:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 ny akanjo tsara tenona+ hoentina manompo ao amin’ny toerana masina, sy ny akanjo masina ho an’i Arona+ mpisorona, ary ny akanjon’ireo zanany lahy mba hanaovan’izy ireo ny asan’ny mpisorona.’”
19 ny akanjo tsara tenona+ hoentina manompo ao amin’ny toerana masina, sy ny akanjo masina ho an’i Arona+ mpisorona, ary ny akanjon’ireo zanany lahy mba hanaovan’izy ireo ny asan’ny mpisorona.’”