Eksodosy 35:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Avy eo dia tonga izay rehetra natosiky ny fony+ sy izay rehetra noterem-panahy, ka nitondra ny fanomezany ho an’i Jehovah mba hanaovana ny tranolay fihaonana, sy ny fanompoana rehetra ao, ary ny akanjo masina. Eksodosy Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 35:21 w00 1/11 28-29; w95 1/4 18 Eksodosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 35:21 Ny Tilikambo Fiambenana,1/11/2000, p. 28-291/4/1995, p. 18
21 Avy eo dia tonga izay rehetra natosiky ny fony+ sy izay rehetra noterem-panahy, ka nitondra ny fanomezany ho an’i Jehovah mba hanaovana ny tranolay fihaonana, sy ny fanompoana rehetra ao, ary ny akanjo masina.