-
Eksodosy 35:24Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
24 Izay rehetra te hanome volafotsy sy varahina, dia nitondra an’izany ho fanomezana ho an’i Jehovah. Ary izay rehetra nanana hazo akasia hanaovana an’ilay asa, dia nitondra an’izany koa.
-