Eksodosy 36:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Dia nantsoin’i Mosesy i Bezalila sy Oholiaba ary ny olona rehetra nanan-talenta, izay efa nomen’i Jehovah fahendrena,+ dia izay rehetra natosiky ny fony mba hirotsaka an-tsitrapo hanao an’ilay asa.+
2 Dia nantsoin’i Mosesy i Bezalila sy Oholiaba ary ny olona rehetra nanan-talenta, izay efa nomen’i Jehovah fahendrena,+ dia izay rehetra natosiky ny fony mba hirotsaka an-tsitrapo hanao an’ilay asa.+