Eksodosy 36:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Dia nanao ridao izy,+ ka kofehy manga sy volonondry volomparasy sy kofehy mena midorehitra ary kofehy rongony miolana tsara no nanaovany azy. Ary noravahany sarina kerobima+ natao peta-kofehy ilay ridao.+ Eksodosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 36:35 Fandalinana, Boky 2,
35 Dia nanao ridao izy,+ ka kofehy manga sy volonondry volomparasy sy kofehy mena midorehitra ary kofehy rongony miolana tsara no nanaovany azy. Ary noravahany sarina kerobima+ natao peta-kofehy ilay ridao.+