Eksodosy 37:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Dia nasiany sisiny nitovy refy tamin’ny sakan’ny felatanana* nanodidina an’ilay izy. Ary nasiany molony volamena* nanodidina ny morony tamin’ilay sisiny.
12 Dia nasiany sisiny nitovy refy tamin’ny sakan’ny felatanana* nanodidina an’ilay izy. Ary nasiany molony volamena* nanodidina ny morony tamin’ilay sisiny.