-
Eksodosy 37:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Ary nandrendrika volamena izy mba hanaovana tahony boribory efatra hatao aminy. Dia napetany teo amin’ny zorony efatra izay nisy ny tongony efatra ireo.
-