Eksodosy 37:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Dia nanao ny fitoeran-jiro+ tamin’ny volamena tsy misy fangarony izy. Notefeny tamin’ny marotoa ilay izy. Vaingam-bolamena iray tsy nosaratsarahina no notefeny hanaovana ny tongony, ny vatany, ny voninkazony, ny bokony, ary ny felany.+ Eksodosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 37:17 Fandalinana, Boky 1,
17 Dia nanao ny fitoeran-jiro+ tamin’ny volamena tsy misy fangarony izy. Notefeny tamin’ny marotoa ilay izy. Vaingam-bolamena iray tsy nosaratsarahina no notefeny hanaovana ny tongony, ny vatany, ny voninkazony, ny bokony, ary ny felany.+