-
Eksodosy 37:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Nisy voninkazo telo miendrika vonin’amandie teo amin’ireo sampany tamin’ny andaniny iray. Noelanelanin’ny bokony sy ny felany ireo voninkazo ireo. Nisy voninkazo telo miendrika vonin’amandie koa teo amin’ireo sampany teo amin’ny ankilany. Noelanelanin’ny bokony sy ny felany koa ireo voninkazo ireo. Toy izany ny endrik’ireo sampany enina tamin’ny vatan’ilay fitoeran-jiro.
-