-
Eksodosy 37:21Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 Nisy bokony iray teo ambanin’ny sampany roa voalohany tamin’ny vatan’ilay fitoeran-jiro. Nisy bokony iray koa teo ambanin’ny sampany roa manarakaraka. Ary nisy bokony iray koa teo ambanin’ny sampany roa farany. Nisy toy izany daholo teo ambanin’ny sampany enina tamin’ny vatan’ilay fitoeran-jiro.
-