Eksodosy 37:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Nopetahany takela-bolamena tsy misy fangarony ilay alitara, dia ny tampony sy ny lafiny rehetra manodidina ary ny tandrony. Ary nasiany sisiny* volamena nanodidina ny tampony.
26 Nopetahany takela-bolamena tsy misy fangarony ilay alitara, dia ny tampony sy ny lafiny rehetra manodidina ary ny tandrony. Ary nasiany sisiny* volamena nanodidina ny tampony.