Eksodosy 37:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Nanamboatra tahony boribory volamena izy, dia nasiany roa avy teo ambanin’ny sisin’ny* andaniny roa tamin’ilay alitara. Ireo no nitsofohan’ny bao filanjana an’ilay alitara.
27 Nanamboatra tahony boribory volamena izy, dia nasiany roa avy teo ambanin’ny sisin’ny* andaniny roa tamin’ilay alitara. Ireo no nitsofohan’ny bao filanjana an’ilay alitara.