Eksodosy 38:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary nasiany tandroka ny zorony efatra. Hazo iray tsy notapatapahina no nanaovany an’ilay alitara sy ireo tandrony. Dia nopetahany takela-barahina ilay alitara.+
2 Ary nasiany tandroka ny zorony efatra. Hazo iray tsy notapatapahina no nanaovany an’ilay alitara sy ireo tandrony. Dia nopetahany takela-barahina ilay alitara.+